Manohy mamoaka rakitsary valin'antson'ny mpamaham-bolongana haneho an-tsary ho fankalazana ny faha-2200 taonan'i Tashkent renivohitra Ozbeka i Manshuron.
Tantara farany mikasika an'i Ozbekistan
15/07/2012
Ozbekistana: Tambajotra Sosialy ‘Nasionaly’ Hala Tàhaka Tamin'ny Facebook
Nokianin'ireo mpiondana aterineto ny Youface, ilay tolotra tambajotra "nasionaly" natomboka ao Ozbekistana, ho toy ny "hala tàhaka ratsy" ny Facebook. Nefa kosa, ilay tolotra izay lazaina fa miezaka ny "hampiroborobo ny fitiavana ny an'ny tena" dia samihafa amin'ny Facebook sy ny tambajotra sosialy mampiasa ny fiteny Rosiana malaza eny anivon'ireo Uzbek mpanjifa. Ny sasany amin'ireo mpiondana aterineto sy ny manampahaizana dia matahotra sao ny tena tanjona amin'io sehatra "nasionaly" io dia ny hanaraha-maso ireo mpampiasa aterineto ao amin'ny firenena.
30/10/2011
Global Voices Rosiana Miara-miasa Amin'ny Neweurasia.net
Faly izahay mampilaza ny fiaraha-miasa ny Global Voices Rosiana miaraka amin'ny Neweurasia.net, iray amin'ireo sehatry ny valantserasera lehibe indrindra ao Azia Afovoany, izay manana mpihaino Anglisy sy Rosiana marobe. Miompana manokana...
08/08/2011
Fomba Fanaovan-tsakafo Amin'ny Ramadany : Fety Be Aorian'ny Fifadian-kanina
Satria manomboka ny volan'ny Ramadany, dia nanomboka nizara lisitra bilaogy ahitaàna rohy mankaminà fomba Iftar mahafinaritra vitsivitsy i Maria Grabowski. Miangavy anao hizara aminay izay tena ankafizinao koa!
25/04/2011
Azia Afovoany: “Cyber Chaikhana,” Boky Nosoratan'Ireo Mpitoraka Bilaogy
"Cyber Chaikhana" dia tetikasam-boky iray mikasika ireo mpitoraka bilaogy any Azia Afovoany sy ny fomba fahitàn'izy ireny ny any amin'ny faritra, ny kolotsaina sy ny fianana andavanandro. Natontan'i Christopher Schwartz sy navoakan'i HIVOS, ilay boky dia fantina an'ireo fitantarana nosoratan'ireo mpitoraka bilaogy ao amin'ny NewEurasia.net, ilay tambajotra fitorahana bilaogy ao Azia Afovoany. Ny tanjon'ilay tetikasa dia ny sady hahazo mpamaky betsaka na ao Azia Afovoany (miteny Rosiana), na manerantany
23/04/2011
Azia Afovoany: Hevitra sy zava-baovaon'ny BarCamp
BarCamp ao Azia Afovoany, valandresaka tsy miresa-barotra faha-efatra ho an'ireo za-draharaha amin'ny valan-tserasera no natao tao Almaty, Kazakhstan, ny 15-17 Aprily 2011, ka nahavory ireo mpanao gazety, bilaogera, manam-pahaizana manokana momba...
19/03/2011
Uzbekistan:Fantatra ireo fahavalon'ny Aterineto

12 Martsa no Andro Eran-tany enti-manohitra ny Fanivanana anaty Aterineto. Natsangan'ireo Reporters Without Borders tamin'ny 2008, ny tanjona amin'izany dia ny hanapariahana ny hevitra momba ny Aterineto tsy misy fetra sy malalaka ho an'ny rehetra.
27/11/2009
Ozbekistana: Tashkent, tanàna maitso. Sa tsia?
Notapahana ireo hazo antitra tao afovoan-tananan'i Tashkent – tanatin'ny iray andro dia niparitaka tao an-tanàna ilay vaovao nahatafintohina. Photo by goricvet Planetrees, na platanus [Avy amin'ny Mpandikateny: najanona amin'izao ny...
09/09/2008
26/06/2008
Ozbekistana: Ady amin’ny fanivanana ny aterineto
Amin’izao fotoana, i Ozbekistana dia mitoetra ho iray amin’ireo firenena mpamoritra aty amin’ny faritra ary mifehy mafy ny fampahalalàm-baovao mitodika amin’ny daholobe. Na dia misy aza ireo fampanantenana poak’aty [anaran-tsy...
04/01/2008
Uzbekistan: Nanao hosoka tamin'ny fifidianana i Karimanov
Joshua Foust no niteny fa feno hosoka ny fifidianana tany Uzbekistan, satria fandesena miezinezina hatramin'ny 88% no azony noho ny fandrotsaham-bato mihoatra ny iray ataon'ny mpifidy iray hangalara-bato fotsiny. Adil Nurmakov






























RSS ho an i Ozbekistan
Karohy Wikipedia ny Ozbekistan





Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa