Tantara mikasika ny Tajikistan tamin'ny Marsa, 2014
“Dia Tsy Ho Adinointsika”: Lehilahy Rosiana Nigadona Tao Tajikistan Tamim-pahadisoana
Tsy nanamarina ny tapakilany ilay tovolahy alohan'ny fiaingana ka nigadona tao Kurgan-Tyube, Tajikistan raha tokony ho any Kurgan, Rosia.
Tajikistan Firenena Mahantra: Manafatra Hazo Lafo Vidy Avy Any Belzika
Nandany 4.5 tapitrisa dolara Amerikana taminà hazo "chestnut" homena ny renivohitra i Tajikistan, izay mahantra ny maherin'ny am-pahatelon'ny mponina .