Tantara mikasika ny Tajikistan tamin'ny Janoary, 2008
Tadzikistana : Tsy ho ela intsony dia “hangotraka” ny tsy fahampian'ny tolotra angovo
Vadim no mitatitra fa manomboka amin'ny voaloamboalohan'ny volana Febroary io dia hitombo ireo olana ara-herin'aratra any Tadzikistana : I know from people who read this article that water in Nurek reservoir will be enough to generate electricity only until 8th of February. “Henoko tamin'ny mpamaky io lahatsoratra io fa ny...