The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Tajikistan Tahiry Firenena

RSS ho an i Tajikistan

2008-10-23

Tontolo_iainana ,
Ny maha-olona

Namoaka sary roa i Vadim - ka ny iray maneho ny lanitra manga manjopiaka ambonin'i Dushanbe, renivohitry Tajikistan, ary ny iray hafa kosa maneho ny ranom-potaka avoakan'ny hidim-pantsona (rôbine) izay mbola ao Dushanbe ihany.

2008-07-03

Tadzikistana : Hotrakotraka Tadziky

Patrick Frost no manapariaka ao amin'ny Central Asia [Ivon'i Azia] mikasika ny toe-draharaha politika izay toa mihotrakotraka any Tadzikistana : Tajikistan, already one of the world’s poorest nations, has suffered much this year with a harsh winter, continuing health concerns, and with rising food prices. But the worse could be yet ...

2008-05-09

Tajikistan: Herinaratra ho takalon'ny karama

Ny ben’ny tanànan’i Dushanbe sy Filohan’ny Chambre Supérieure-n’ny Parlemanta Tajik Mamadsaid Ubaidulloev dia nandroso tolo-kevitra hafahafa mba hanangonana vola hanorenana ny toby mpamokatra herinaratra ahodin-drano ao Rogan – iray amin’ireo tetikasa lehibe indrindra momba ny angovo any Tadjikistan. Nokajiany daholo ny karaman’ireo mponina ao Dushanbe ka namoahany tsoa-kevitra fa raha ...

2008-04-17

Tadjikistan: Fitsinjarana mitanila ny harena

Sahala amin’ny filam-boatsiary izany mitady zavatra mitera-bokatra hatao eto Tadjikistan izany raha toa ianao ka manaraka ny fepetra sy fitsipika rehetra noferan’ny fanjakana. Anaovan’ny olona sangy ratsy mihitsy ny filazana fa ny làlana mora hahatonga ho olona manan-karena dia ny fidirana ho ao amin’ny governemanta na olona akaikin’ny governemanta. Mety ...

2008-03-14

Tajikistan : Ny hanoanana indray no hisolo ny hatsiaka sy ny haizina

Firenena kely i Tajikistan, fa misedra olana lehibe. Raha mbola sahirana amin'ny tsy fahampian'ny herin'aratra ny mponina, indrindra ireo eny ambanivohitra, dia efa mananontanina azy ireo sahady ny fahasahiranana hafa. Olana ara-tsakafo indray no miandry azy ireo amin'ity. Araka ny notanterin'ny Neweurasia dia nampanantena ny Barki Tojik - hany mpamokatra herin'aratra ...

2008-01-29

Tadzikistana : Tsy ho ela intsony dia “hangotraka” ny tsy fahampian'ny tolotra angovo

Vadim no mitatitra fa manomboka amin'ny voaloamboalohan'ny volana Febroary io dia hitombo ireo olana ara-herin'aratra any Tadzikistana : I know from people who read this article that water in Nurek reservoir will be enough to generate electricity only until 8th of February. “Henoko tamin'ny mpamaky io lahatsoratra io fa ny toha-drano any ...

2007-12-08

Tadzikistana : Fanondranana Rano

Ny mpiblaogy Vadim dia mihevitra fa tsy hampiditra vola firy hoan'ny fireneny ny tetik'asa fanondranana rano izay dinihin'ny mpitondra Tadziky ankehitriny : « A lot of people in Tajikistan believe that soon Tajikistan is going to be a water exporting country and it will have such revenues as the OPEC countries ...