The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Mongolia Tahiry Firenena

RSS ho an i Mongolia

2009-12-03

Mongolia: Manimba ny fomba fiainan'ny mpifindrafindra monina ny fiovan'ny toetr'andro

Conversations for a Better World
Hatry ny fahagola no nilàn'ny fianakaviana mpifindrafindra monina avy any Mongolia tamina toerana midadasika fa izany no mifandrindra amin'ny fomba fiainany. Taloha dia azon'ny biby fiompiny nivalamparana avokoa na ny sakafom-biby na ny rano. Saingy niova avokoa izany rehetra izany, fa nanimba ny fomba fiainan'ireo fianakaviana ireo ny fiovaovan'ny toetr'andro. Saripikan'i ...

2008-07-18

Fahalalahàna miteny ,
Fifidianana

Tom Terry no mampahafantatra ny mpamaky fa nosivanin'ny vaomiera maharitry ny mpanao lalàna ao amin'ny Antenimiera ny TV-mpirenena Mongoliana (MNTV) noho ny tsy fahasahiany nanao ny asa  maha-manao gazety azy tamim-pahaleovantena nandritra ny rotaka (ilay fandorana ny foiben'ny antoko komonista teo aloha) teo sy ny nanarahany ny fametrahan'ny filoha ny firenena ho latsaka an-katerena (Etat d'urgence).