· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Desambra, 2007

Kyrgyzstana : Tanteraka ilay hetsika tselatra ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono

  04 Desambra 2007

Ho fahatsiarovana ny faha-40 andro namonoanan'ny sasany ny mpanao gazety Alisher Saipov tany Osh, ny blaogy Timurrs dia manapariaka ireo sary nalaina nandritra ny hetsika notanterahina tany Bishkek, Kyrgyzstana. Tsahivina fa i Alisher Saipov, Ozbeka dia sangany tamin'ireo mpanao gazety any an-toerana. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto...

Kyrgyzstana : Praiministra voaroaka

  02 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Asel dia mitatitra fa noroahan'i Bakiev, filoham-pirenena Kyrgyzstana ny Praiministra izay mpitarika ny antoko mpanohitra amin'ny fifidianana depiote ho avy : « The political life of Kyrgyzstan of the last several months does not stop surprising us […] With weather becoming cold, political life is becoming hot. Recent...

Ireo pejinay momba an i Kyrgyzstan

Кыргызстан