2008-01-10
Kazakhstan: fianjerana ovni
Nosoratan’i Zhanna Zhukovany vaovao hafahafa amin’izay lazaina fa fianjerana Ovni (Zavamanidina tsy fanta-piaviana – Objet volant non identifié) any avaratry Kazakhstan nataon’ny lehiben’ny polisy tao an-toerana tamin’ny mpiadidy ny toerana.
2007-11-24
Kazakhstan : Be mpijery ny lahatsarim-pangalatra
Ity lahatsoratra ity no nahitana ny fahasamihafan’ny fahazoana ny teny anglisy sy ny teny malagasy amin’izao fotoana izao, indrindra ny eny an-dalambe ka voatery namboarina ny filaza azy amin’ny teny malagasy. Ny teny hoe nipoaka manko ohatra sy ny teny hoe nitsefotra ary ny teny hoe nanapaka dia milaza tsy ...




