2008-01-02
Georgia: Miarahaba nahatratra ny taona
Ny MFR Photoblog no maneho an-tsary ny voalohan'ny taona ao an-drenivohitry Georgia. Nilaza ny mpamaham-bolongana fa maherin'ny 15 000 ny Georgiana nankalaza ny fety teo amin'ny kianjan'ny Fahafahana ao Tbilisi.
Onnik Krikorian




