· Oktobra, 2009

Tantara mikasika ny Zeorzia tamin'ny Oktobra, 2009

Georgia: misongadina ny tontolom-bolongana

  08 Oktobra 2009

4 na 5 taona lasa izay no nipoitra tany Georgia ny bolongana voalohany. Zava-baovao izany tany ampiandohana, fa ankehitriny kosa dia ny bolongana no iray amin'ny endrika vaovaon'ny fampitàna ny maresaka tahaka ny gazety sy ny gazetiboky ho an'ny maresaka mahazatra. Ao amin'ny tontolo maoderina moa dia mihamiadana kokoa ny...

Ireo pejinay momba an i Zeorzia

Sakartvelo