Tantara mikasika ny Zeorzia tamin'ny Febroary, 2009
Israely: Tatitry ny Rosiana iray, mpanao gazety an-tsary
Dmitry Kostyukov (LJ user kostyukov), mpanao gazety Rosiana, dia mamita iraka any Israely amin'izao fotoana izao. Tamin'ny volana Aogositra 2008, nandrakotra ny ady tany Osetia atsimo izy, ary ity misy fampisehoana mandritra ny 6 minitra ny sary nalainy tany: Hatramin'ny namoahany iny sary iny tao amin'ny blaoginy tamin'izy efa tany...