2008-01-02
Armenia: Ampiandrasana ny taombaovao
The Armenian Patchwork no mamoaka sary vitsivitsy maneho ny endriky ny Taona Vaovao andro iray mialoha ny 2008.
Onnik Krikorian
2007-11-02
Armenia : Mariazin’ny Mafia
Asehon’ny Hetsi-panafahana sosialista Armeniana Armenian Libertarian-Socialist Movement amin’ny alalan’ny rakitsarimihetsika ho an’ny mpamaky sy mpijery azy ny fomba fiainana sy fihetsiketsehana tsy fahita loatra nataon’ny mpanankarena indrindra andaniny sy ny manana ny fahefana ambony indrindra ankilany tany amin’io firenena io. Oronantsarimihetsika nalaina avy tamin’ny mariazin’ny anabavin’i Gagik Tsarukian io ary ...
2007-10-25
Armenìa : « Angano » mitantara fietsenana
Ny blaogy Dominic in Armenia izay mitatitra ny fiaimpiainana Mpiasa Antsitram-po hoan'ny Fandriampahalemana na Peace Corps Volunteer [PCV] dia mitantara « angano » vitsivitsy izay nahazo azy tany am-pietsenana any Armenia :
« The lady at the store who tells you that the bread you asked for is actually not ...




