Androany ny tsingerintaona voalohany namonoana tany Istambul any Torkia ilay tonian'ny fanaovan-gazety Armeniana sady mpanao gazety rahateo Hrant Dink. Marilisa Lorusso's blog no nahatsiaro ity mpanao gazety ity ka nanokana lahatsoratra ho azy.(voasoratra ao ary fa nifidy ny hipetraka tany Torkia ny lehilahy ho fanajana ireo olona an'arivony nanohana azy noho ny tolona nataony hampanjakana ny demokrasia)
#
Mpandika Jentilisa
· 8:58 am
· Armenia · Georgia · Russia
Mizara ny fiainana, ny tantara ary ny asan’i Nikolay Yakovlevich Marr i De Rebus Antiquis Et Novis:
“Lasa mahay tenimpirenena maro malaza izy ary tokony ho mpampianatra tenim-pirenena ikoizana, noho ny fitiavany fatratra sy ny nibahana loatra tao an-tsainy ny petrakeviny tsy mety voasedra. Tsy niatrika fianarana tenim-pirenena na dia indray ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 8:03 am
· Armenia · Azerbaijan
Nitroatra i Blogian raha nandre ny ny tenin'ny Filoha Azerbaijaney, Ilham Aliyev, nampitandrina farany ny foko Armenians miaina ao amin'ny faritra nitono-tena ho Republikan'ny Nagorno Karabakh — hitolo-batana amin'ny fitondrana Azerbaijaney na miala ny firenena.
Onnik Krikorian
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 7:46 am
· Armenia
Shooosh ao amin'ny Life in Armenia no gaga fa raha very tao Yerevan ny valiziny dia nisy nahita ka namerina ny entana soa amantsara. Na dia malaza amin'izay any ampielezana aza fa misy mangalatra hatrany ny entan'izy ireo rehefa mitsidika any an-tanindrazana izy ireo, dia nomarihiny fa misy olona tsara sy mahatoky ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 10:50 am
· Armenia
The Armenian Patchwork no mamoaka sary vitsivitsy maneho ny endriky ny Taona Vaovao andro iray mialoha ny 2008.
Onnik Krikorian
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 2:57 pm
· Central Asia & Caucasus
Asehon’ny Hetsi-panafahana sosialista Armeniana Armenian Libertarian-Socialist Movement amin’ny alalan’ny rakitsarimihetsika ho an’ny mpamaky sy mpijery azy ny fomba fiainana sy fihetsiketsehana tsy fahita loatra nataon’ny mpanankarena indrindra andaniny sy ny manana ny fahefana ambony indrindra ankilany tany amin’io firenena io. Oronantsarimihetsika nalaina avy tamin’ny mariazin’ny anabavin’i Gagik Tsarukian io ary ...
0 hevitra · Tohiny »
Fikirizana ny mpitoraka blaogy iray hanampy any Baby Kamba ...
-
salut,azafady raha manoratra ity mail ity izaho,lazao hoanahy iza...
Tohiny »