Tantara farany mikasika an'i Armenia
10/05/2012
Armenia: Nitera-doza Ny Fipoahan'ireo Balaonina Nandritra Ny Fampielezan-kevitra
Niharan-doza ny famoriam-bahoaka nandritra ny fampielezan-kevitra fifidianana solombavambahoaka tao Yerevan, renivohitr'i Armenia, tamin'ny Zoma 4 Mey, noho ny sigara voalaza fa nandrehitra ireo balaonina mandeha amin'ny entona. Mahery ny 140 ny olona...
09/05/2012
Armenia: Fandresen'ny Mpikatroka Miaro Ny Tontolo Iainana
Taorian'ny telo volana nisian'ny fihetsiketsehana sy sit-ins tsy ankiato nokarakarain'ireo mpikatroka ho amin'ny tolona hanavotana ny zaridainan'i Mashtots, nanome baiko ny hanesorana hatramin'ny fakany ny foto-drafitrasa efa tafaorina noho ny faharatsian'endriny ny...
17/04/2012
Armenia: Tanora Mpanoratra Miatrika Sivana Miaramila
Tojo fahasahiranana noho ny fitantarany an-tsoratra amin'ny antsipirihany ny fiaina-miaramila nandritra ny niantsoana azy ny zatovolahy mpandamina rindrambaiko an-tsolosaina Hovhannes Ishkhanyan, 24 taona.
30/12/2011
Bethlehema: Nigidraka tanaty noely ny mpitondra fivavahana Armeniana sy Grika
Armenian and Greek priests have once again clashed, but this time at the Church of Nativity in Bethlehem, much to the astonishment and amusement of social media users worldwide.
07/12/2011
Songadina Lahatsary: Lavo-Tondro, Mpialokaloka, Ady ary Teknolojia Mivelatra
Tantara nahitana lahatsary mahaliana notsongain'i Juliana Rincón Parra tato amin'ny Global Voices nalaina tany Azia Atsinanana, Afrika Atsimon'i Sahara, Azia Afovoany, Kaokazy ary Amerika Latina, selected by Juliana Rincón Parra.
19/11/2011
Armenia: Tohana Vaovao Ho An'ireo Tratry Ny Herisetra An-tokantrano

Olana tsy azo noresahina nandritry ny fotoana ela ny herisetra an-tokantrano teo anivon'ny fiaraha-monina Armeniana. Fa tamin'ny vono nahafaty an'i Zaruhi Petrosyan, 20 taona, nataon'ny vadiny sy ny rafozany taminy ny volana Oktobra lasa teo, dia nahasintona olona sy fikambanana maro ity resaka ity, izay mihatra amin'ny mihaotra ny iray ampahefatry ny vehivavy ao Armenia.
27/10/2011
Armenia: Horohorontany Tany Torkia Tsapa Hatrany Yerevan
Ny alahady 23 Oktobra 2011 teo, ny horohorontany nihatra tamin'i Van, tanàn-dehibe any atsimo atsinanan'i Torkia, dia tsapa hatrany Yerevan, renivohitra Armeniana, sy faritra maro hafa ao amin'ilay firenena kely ao Kaokazy Atsimo. Mitatitra i Onnik Krikorian.
24/07/2011
Armenia: Korontana taorian'ny fanamarihan'ny lehiben'ny mpitondra fivavahana
Andro vitsy monja taorian'ilay tati-baovao milaza an'i Karekin II, mpitarika ny Fiangonana Masina Apostolika Armeniana, izay nilaza fa tsy hitany izay hanaovana ireo monasitera sy fiangonana miorina any amin'ny faritra...
01/07/2011
Armenia:Mangataka Ny Hanatsaharana Ny Famonoana Ny Alika Mpirenireny Ireo Mafana Fo Mpiaro Biby
Fampiasana ireo fitaovam-pifaneraserana ara-tsosialy tsy mbola fahita no notontosan'ireo mafàna fo mpiaro biby any Kaokazy Atsimo andro vitsivitsy lasa izay, tamin'ny fangatahan'izy ireo ny hanatsaharana tsy misy hatak'andro ny famonoana miharo habibiana mianjady ny alika mpirenireny tamin'ny alalan'ny fanesehana fangatahana sy antso tao amin'ny pejy Facebook-n'i Karen Karapetyan ben'ny tanànan'i Yerevan
15/06/2011
Mpandika asongadina: Fabienne Der Hagopian
Mpandika an-tsitrapo ho an'ny Global Voices i Fabienne. Avy aminà fianakaviana Armeniana, nandika betsaka ho amin'ny teny Frantsay izy tamin'ireo lahatsoratra momba an'i Kaokazy, nefa koa mahaliana azy ny mikasika izao tontolo izao amin'ny lafiny rehetra. Miverina mijery ny niainany ny maha-mpandika an-tsitrapo azy eto amin'ny Global Voices i Fabienne






























RSS ho an i Armenia
Karohy Wikipedia ny Armenia



tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...