· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Janoary, 2011

Afghanistan: Hetsi-panoherana tao Kabul manohitra ny governemanta Iraniana

  25 Janoary 2011

Nanao fihetsiketsehana teo ivelan'ny masoivoho Iraniana tao Kabul ireo Afgana mpanohitra tamin'ny Alakamisy, Afghanistan manohitra ny antsojay mahazo ny Afgana mpifindra monina sy mpialokaloka any Iran, ary koa manohitra ny ankivy ara-tsolika avy any Iran mahazo an'i Afghanistan amin'izao fotoana izao.

Ireo pejinay momba an i Afganistana

افغانستان