· Aogositra, 2009

Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Aogositra, 2009

Afghanistan : Androm-pifidianana

  22 Aogositra 2009

Afghans an-tapitrisany no nihaika ny fandrahonan'ny Talibans ka nandeha nifidy tamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena faharoa nisy hatramin'izay teo amin'ny firenena tamin'ny alakamisy, araka ny filazan'ny gazety tandrefana. Nisy ihany, araka ny tatitra herisetra madinika niseho tetsy sy teroa ary tahaka ny vitsy ny mpifidy tao an-drenivohitra sy tany atsimon'ny faritany...

Ireo pejinay momba an i Afganistana

افغانستان