· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Desambra, 2007

Afghanistan: Ho raharaha ity ririnina ity

  31 Desambra 2007

Taterin'i Nasim Fekrat ary fa nampiely hafatra tamin'ny vondro-tafika iraisam-pirenena mieli-patrana manerana an'i Afghanistan ny mpitari-tolona Taliban ny Molaha Omar fa tokony hivonona amin'ny fanafihan'ny Taliban ho maromaro kokoa mandritra ny ririnina ry zareo. [Ny any moa hatsiaka fa ny aty Dago indray orana no mamely foana e!] Adil Nurmakov

Ireo pejinay momba an i Afganistana

افغانستان