· Septambra, 2010

Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Septambra, 2010

Azerbaijan: Bloqosfer 2010

  22 Septambra 2010

Tonga ihany izy ity nony farany. Bloqosfer 2010, hetsika iray efa nandrasan'ireo mpitoraka blaogy maro any Azerbaijan efa ho roa volana eo ho eo, dia natao tamin'ny 10-12 Septambra tany amin'ny tanàna amorontsirak'i Nabran. Maherin'ny 100 ireo mpitoraka bilaogy efa manana traikefa naka toerana teo anilan'ireo vao nisondrotra, manampahaizana manokana amin'ny media vaovao sy ny aterineto, mpandraharaha, ary solontena avy amina fiarahamonim-pirenena hatramin'ny manampahefana.