· Febroary, 2013

Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Febroary, 2013

Ny Fandraisan'i Trinidad & Tobago Ny Harlem Shake

  24 Febroary 2013

Ny hala-tahaka 'meme' farany tety anaty aterineto nifandroritana, ilay Harlem Shake, izay nandihizan'ny olona tamin'ity hira ity, dia tonga toy ny tafiotra ihany koa any Trinidad sy Tobago ankehitriny –lafy iray any ambadiky ny tany, any Queensland, Aostralia izay nanombohan'ny 'meme' rahateo. Mitondra vitsivitsy amin'ireo lahatsary ity lahatsoratra ity...