· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Desambra, 2007

Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto

  28 Desambra 2007

“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater izay nametraka an'i Bhutto ho “sheroe”-ny na “tsangan'ny herimpom-behivavy” (mariho ny s alohan'ny heroe) fitarafany, fa i  Coffeewallah, mpamaham-bolongana avy ao Trinite,...