· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Oktobra, 2007

Trinite sy Tôbagô, Dôminika : « Blog Action Day »

  16 Oktobra 2007

Ireo blaogy Haveworld sy Living Dominica [Anglisy] dia manatitra ny anjara birikiny amin'ny Blog Action Day amin'ny fanolorana soso-kevitra izay heveriny fa mety hanampy amin'ny fitadroana sy ny fikolokoloana ny tontolo iainana. Janine Mendes-Franco