· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny St. Vincent & the Grenadines tamin'ny Oktobra, 2007

St. Vincent sy ireo Grenadina : Manompo vahoaka ?

  16 Oktobra 2007

Manontany tena ny mpiblaogy Abeni raha « mba hitombo fahendrena amin'izay ireo mpanao pôlitika ka hahatsiaro tena ny maha-mpanompon'ny vahoaka azy ireo ? » [Anglisy] raha mitantara ny fialantsinin'ireo Ministra taorian'ireo raharaha roa izay nahitana fanararaotam-pahefana ampahibemaso nataon'izy ireo.