Tantara mikasika ny Saint Lucia tamin'ny Aogositra, 2014
Naniry Ny Hijery Ny Karnivalin'i Sainte Lucie Tamin'ny Fahitalavitra, Tamin'ity Taona ity ? Tsy Nanam-bitana Ianao !
"Tena mihemotra ! Mba nieritreritra ireo teratanin’i Sainte Lucie any am-pielezana, ireo avy amin’ny firenen-kafa, sy ireo vahiny ve ny mpikarakara, izy ireo izay mety ho liana amin’ ny fandraisana anjara amin’ny Karnivalin’i Sainte Lucie...?"