Tantara mikasika ny Montserrat tamin'ny Septambra, 2010

Karaiba: Veloma i Arrow

  21 Septambra 2010

Misaona ny fahalasanan'ny iray amin'ireo rain'ny mozika soca any amin'ny faritra - Alphonsus Cassell, fantatra kokoa amin'ny anarana "Arrow", ireo mpitoraka blaogy any Karaiba - ny hirany hoe Hot, Hot, Hot dia be mpitia tokoa ary nitondra nankamin'ny fitiavan'izao tontolo izao ny soca....