Miaiky ny ezaka nataon'i Aimé Cesaire ny mpamaham-bolongana Jamaikana Geoffrey Philp , Manonona azy ho “ilay poeta hajaina manerana ny tontolo miteny frantsay sy mpitolona ho amin'ny zon'ny Indiana andrefana (mena hoditra)”, ary ny Caribbean Beat Blog kosa miteny azy hoe: “Amin'ny hafenoan-drano ( fo mavesatra) no hanaovana veloma ilay zanaky ny tanin'ny Indiana andrefana sy misaotra azy noho ny tolona tsy nanampitsaharana nanoherany ny fanjanahantany.”
Tantara farany mikasika an'i Martinika
07/02/2013
Karaiba: Inona No Nitranga Tamin'ny 2012 (Tapany 1)
Tamin'ity taona ity, nifarana tamin'ny fitokonana tsy hihinan-kanina izay nahavaka ny saina, ireo tranga tao amin'ny tontolon'ny bilaogy teo an-toerana. Saika mijery ireo lohahevitra izay tena nandranitra resadresaka tamin'ny aterineto teo amin'ny tontolon'ny bilaogy Bahamiana, Kiobana ary Karaiba miteny Frantsay, ny tapany 1 tamin'ity fintina 2012 ity.
14/05/2012
Martinika: Sarimihetsika “Think Like A Man”, Afa-tsy Ao Frantsa Ihany
Fanavaozam-baovao: 23 Mey 2012, 9:20 pm Takatray ny filazana avy ao amin'ny vohikala Allo Ciné cinema fa “hivoaka tsy ho ela” araka ny efa voasoratra elaela ihany ny sarimihetsika “Think Like...
06/05/2012
Frantsa : Fihetseham-po An-tsary ny Valim-Pifidianana Filoham-Pirenena
Nivoaka ny valim-pifidianana ny filoham-pirenena frantsay 2012, ny fahafolo nandritra ny Repoblika fahadimy ny 6 mey 2012. Tamin'ny fifidianana fiodinana voalohany 22 avrily, nitarika i François Hollande ka teo alohan'i...
16/01/2010
29/04/2009
Martinique: mankalaza an'i Aimé Césaire
Il y a un an disparaissait le Nègre fondamental, laissant le pays et son peuple orphelins et livrés à leurs propres choix. Herintaona lasa izay no nandaozan'ilay “fototra mainty hoditra”,...
11/03/2009
Andro Iraisam-Pirenena ho an'ny Vehivavy: “Mpanjakavavy avokoa ny vehivavy rehetra”
Omaly no nankalazaina ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy, ary nampiasa ny mozika sy ny tononkalo ary ny zava-kanto ireo mpitoraka bilaogy miteny Frantsay hankalazana ny kanto, ny fandresena ary...
22/02/2009
Martinika: momba ny fahaleovantena sy ny “fifehezana” frantsay
Raha mbola mitohy moa ny fihetsiketsehan'ny mpiasa any Martinique sy Guadeloupe, dia misy ny mpamaham-bolongana any Martinique mihevitra fa mety te-hahaleo tena itony departemanta ampitan-dranomasina itony. Toy ny nanafintohina an'i le blog de [moi] sy heveriny ho misy fanindriana aloka ihany ny hevitra heverin'ny mpamaky azy fa noho ny mahakely ny nosy no mahatonga azy ireo ho ambany alokaloky ny hafa mandrakariva.
28/12/2008
22/04/2008
30/01/2008
Manameloka an'i Frantsa noho ny fandavany ny zo fananganan-jaza hoan'ireo mpiaraka mitovy fananahana ny Fitsarana Erôpeana momba ny zon'olombelona
Le Blog de Moi avy any Martinika no mivaky fa tsy fantany intsony raha tokony handoa nohon'ny rikoriko izy na ho toran'ny hehy raha namaky ireo hafatra sasany napetraky ny...






























RSS ho an i Martinika
Karohy Wikipedia ny Martinika




Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa