· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Febroary, 2008

Jamaïka : Faharavana “mahavaky fo”

  01 Febroary 2008

Montego Bay Day By Day no manapariaka sary “mahavaky fo” ahitana trano manan-tantara avela ho haolo any Falmouth, Jamaïka : I can only imagine how grand this building looked in its heyday. “An-tsaina fotsiny no akako sary izay mety ho endrikendrik'ity trano ity tamin'ny fotoan'androny.”