· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Goiana tamin'ny Aogositra, 2008

Guyana : Hopitaly nirehitra

  15 Aogositra 2008

Levon'ny afo omaly maraina ny sampana mikarakara ny fahasalamana ara-tsaina ao amin'ny Hopitalin'i Georgetown. Notantarain'ireo mpitoraka blaogy ao amin'ny Living Guyana amin'ny antsipirihany ity hay trano ity … Ny lahatsoratra voalohany dia nanamafy fa tena saron'ny afo ny Observation Ward : Georgetown's best and ill equipped firefighters were apparently able...