· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Goiana tamin'ny Febroary, 2008

Guyana : Idifian'izao tontolo izao ve izay niseho tao Lusignan ?

  01 Febroary 2008

Apetraky Caribbean Lionesse ny fanontaniana amin'izay mety ho antony nidifian'ireo fampahalalam-baovao eran'izao tontolo izao, ny vono olona mahatsiravina izay vao nitranga tany Lusignan, any Guyana : If a crazed gunman had killed even half that number in a mall/school/church in the United States or some European country, it would be...