· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Goiana tamin'ny Desambra, 2007

Guyana : Basy sa iPods ?

  05 Desambra 2007

Inona no lafo vidy kokoa any Guyana Basy poleta 9 mm sa fihainoana mozika MP3 ? Atolotry ny blaogy Guyana Providence Stadium miaraka amin'ny isa ny valiny. Nicholas Laughlin