GlobalVoices anaty

Goiana

Tahiry Firenena · 18 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Goiana

23/03/2013

Karaiba: “One Billion Rising” na “Iray Lavitrisa Mijoro”

Tohin'ny lahatsoratra

Ny fanentanana "One Billion Rising" , noforonina ho setrin'ny antonan'isa izay milaza fa iray amin'ny vehivavy telo no niharan'ny herisetra na fanolanana nandritra ny androm-piainany, antso natao ho an'ire vehivavy rehetra manerantany handihy miaraka, hanoherana ny herisetra atao amin'ny tsy mitovy amin'ny tena, tamin'ny 14 Febroary. Vondrona samihafa nanerana an'i Karaiba no nandray anjara...

15/03/2013

Guyana, Cuba: Habemus Papam, Saingy “Fa Iza Moa Izy”?

Tohin'ny lahatsoratra

Feno ny andro feno iny hatramin'ny nivoahan'ny setroka fotsy tamin'ny Lasapely Sixtine manamarika ny nandrasan'ny Katolika manerana ny tany: Habemus Papam [mg]. Araka ny hita miharihary, ny Fihidiana an-trano nataon'ny Kardinaly no nifidianana ny papa Amerikana Latina sady zezoita voalohany indrindra hatramin'izay...saingy nisy bilaogera iray nanontany hoe , "Fa iza moa izy"?

29/12/2012

Goiana: Mitady Ny Rariny Ho An'ilay Vao 17 Taona Monja Tra-doza Noho ny TIfitra Nataon'ny Polisy

Tohin'ny lahatsoratra

Androany [18 Septambra, 2012] no manamarika ny herinandro hatramin'ny nahafatesan'i Sahquille "Georgie" Grant, 17 taona, noho ny tifitra nataon'ny polisy teo amin'ny alokaloky ny Third Street, Agricola. Nanamafy ny polisy fa nisy nitifitra ka dia namaly tifitra tsotra fotsiny ry zareo - nefa ity fanambarana mikasika ny zava-nisy ity dia notoherin'ny vavolombelona iray tsy mitonona anarana.

04/12/2012

Nofoanana noho ny Hetsi-Panoherana Azy ny Fampisehoana Saika Hotontosain'i Chris Brown

Tohin'ny lahatsoratra

Iray volana mahery izay, naneho ny tsy fahafaliany momba ny fampisehoana hataon'i Chris Brown tao an-drenivohitry ny firenena ny bilaogera Goyaney satria voalaza fa manohana ny governemanta no nanohana izany fampisehoana...

04/11/2012

Sary Lahatsoratra
Goiana: Mampitroatra Ireo Mpisolovava Mpiaro Amin'ny Herisetra Ny Seho An-tsehatr'i Chris Brown Hatao Atsy Ho Atsy

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny 2009, rehefa niely ny vaovao fa nidaroka an'i Rihanna, mpihira teratany Barbadiana manga feo ny olon-tiany tamin'izany fotoana, Chris Brown, dia tezitra ireo mpitoraka bilaogy tao Karaiba. Ny firesahana momba ny seho an-tsehatr'i Chris Brown any Georgetown hatao atsy ho atsy dia mahatonga ireo mpitoraka bilaogy hiresaka mikasika ny hafatra mampidi-doza entiny eo amin'ny herisetra atao amin'ny miralenta.

10/09/2012

Karaiba: Fanamarihana ny Fanafahana ny Fanandevozana

Tohin'ny lahatsoratra

Maro amn'ireo firenena Karaiba no mankalaza ny 01 Aogositra, Andron'ny Fanafahana ny fanandevozana, izay ahatsiarovana ny fanafoanana ny fanandevozana. Manamarika ny vanim-potoana isan-taona ireo mpitoraka bilaogy, fa tamin'ity taona ity, saika ambany ny fifantohan'ny saina tety anaty aterineto momba io fialantsasatra io, raha azo isaina aminny rantsan-tànana fotsiny ny mponina amin'ny aterineto milaza izany eo amin'ny lahatsorany na eo amin'ny bitsiny.

29/05/2012

Karaiba: Ho Fanohanana Ny Renintsika

Tohin'ny lahatsoratra

Ho fanomanana ny fetin'ny reny hodiavintsika, andao hojerena ny eritreritra mandalo sy ny resaka ataon'ny any amin'ny faritra Karaiba izay nankalaza izany tamin'ny alahady nialoha ny pentekositra teo. Samy manana ny andro hankalazana ny fetin'ny reny manko...

16/02/2012

Karaiba: Andron'ny Mpifankatia Izao; Tsapanao Ve Ny Fitiavana?

Tohin'ny lahatsoratra

Ao an-tsainy sy ao am-pon'ny mpamahana bolongana Karaiba ny fitiavana androany; ity topi-maso vetivety hoentin'izy ireo mikasika ny fomba fankalazan'izao tontolo izao izany fitiavana izany – izay eo amin'ny tontolon'ny bilaogy –...

14/08/2011

Karaiba: Fanehoan-kevitra Tanàty Aterineto Mikasika Ny Fianjeran'Ilay Fiaramanidina Tany Guyana

Tohin'ny lahatsoratra

Rehefa nipoaka ny vaovao ny voalohandohan'ny Sabotsy fa nisy fiaramanidin'ny Caribbean Airlines nianjera tany amin'ny Seranam-piaramidina Iraisam-pirenenan'i Cheddi Jagan tany Timehri, Guyana, nipetraka ny tontolon'ny bilaogim-paritra ary nandray an-tsoratra. Tao anatin'ny tantaran'ny faha-71 taonany, nidoka tena ho manana fiarovana tsy azo kianina ny zotram-piaramanidina mandra-pitrangan'ity loza ity.

16/01/2010

Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009

Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika.  Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny