Tantara mikasika ny Grenada tamin'ny Aogositra, 2012

Manatanteraka Ny Nofinofy Olaimpikan'i Grenade i Kirani James

  12 Aogositra 2012

Tany ampiandohan'ity herinandro ity, norombahan'i Kirani James ny medaly volamena tamin'ny hazakazaka 400m lehilahy tamin'ny Lalao Olaimpika , tamin'ny ampaham-potoana 43.94, mametraka azy ho ny olona voalohany avy any Grenade sy ny Fikambanan'ireo Firenena Karibeana Tatsinanana nahazo medaly Olaimpika toy izany. Mankalaza ny faritra.