Tantara farany mikasika an'i Grenada
23/03/2013
12/08/2012
Manatanteraka Ny Nofinofy Olaimpikan'i Grenade i Kirani James
Tany ampiandohan'ity herinandro ity, norombahan'i Kirani James ny medaly volamena tamin'ny hazakazaka 400m lehilahy tamin'ny Lalao Olaimpika , tamin'ny ampaham-potoana 43.94, mametraka azy ho ny olona voalohany avy any Grenade sy ny Fikambanan'ireo Firenena Karibeana Tatsinanana nahazo medaly Olaimpika toy izany. Mankalaza ny faritra.






























RSS ho an i Grenada
Karohy Wikipedia ny Grenada




tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...