· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Dominika tamin'ny Oktobra, 2008

Dominika : Fahaleovantena

  03 Oktobra 2008

Dominica Weekly no manapariaka sarin'ny fety fanokafana ny fankalazana ny faha-30 taonan'ny fahaleovantenan'ny nosy Dominika.