“Liana dia liana amin'ny fizotry ny fifidianana Amerikana i Chris ao amin'ny Dominica Weekly , ary mitarika azyizany hitodika amin'ny toetoetran'ny politika ao an-tanindrazany: “Angamba ny zavatra mahomby indrindra azontsika atao dia ny milaza ny marina amin'ny manampahefana, midradradradra izay ilaintsika, mitaky ny zo sasantsasany, tahaka ny fitsaboana, fahampiantsakafo, ary fialofana ho an'ny rehetra.”
Tantara farany mikasika an'i Dominika
28/10/2009
Repoblika Dominikana: Hetsika fampahalalana ny homamiadana
Volan'ny fisorohana ny homamiadan'ny nono any amin'ny firenena maro ny volana oktobra, fotoana ankalazain'ny vohikala manandaza, fandaharana manokana amin'ny fahitalavitra, famakian-teny, valandresaka ara-medikaly ary ny fizarana boky kely sy trakitra...
28/12/2008
03/10/2008
Dominika : Fahaleovantena
Dominica Weekly no manapariaka sarin'ny fety fanokafana ny fankalazana ny faha-30 taonan'ny fahaleovantenan'ny nosy Dominika.
31/07/2008
17/01/2008
Dôminika : Izay lazaiko atao, fa tsy izay ataoko
Mampahatsiahy antsika i Steve's Dominica As our Government takes a step closer to turning Dominica into an oil refinery for Hugo Chavez, it's worth remembering what they said in 2006...
11/01/2008
Dôminika, Venezoelà : Raikitra ve ny varotra ?
Apparently Hugo Chavez announced today that construction will begin soon on the oil refinery here “Toa hoe nambaran'ny (filoham-pirenena Venezoelana) Hugo Chavez androany fa hanomboka aty tsy ho ela (intony) ny...
01/11/2007
26/10/2007
16/10/2007
Trinite sy Tôbagô, Dôminika : « Blog Action Day »
Ireo blaogy Haveworld sy Living Dominica [Anglisy] dia manatitra ny anjara birikiny amin'ny Blog Action Day amin'ny fanolorana soso-kevitra izay heveriny fa mety hanampy amin'ny fitadroana sy ny fikolokoloana ny...
14/10/2007
Dôminika : Tazo Denga
Ny blaogy Living Dominica dia mitantara « ny fiainana ao ambany fiarovan'ny aro-moka » [Anglisy] amin'izao firongatry ny tazo denga [dengue fever | fièvre dengue] any amin'ny nosy Dôminika izao....






























RSS ho an i Dominika
Karohy Wikipedia ny Dominika





Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa