Tantara mikasika ny Bermuda tamin'ny Janoary, 2010
Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009
Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika. Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian York azy hoe, “Mampiely tantara isika. Mampiely teny.” Miezaka ny ho amin'izany tokoa izahay noho ireo olona marobe miketrika amin'ny...