Tantara mikasika ny Bermuda tamin'ny Marsa, 2008

Bermuda : Hetsika andavan'andro mba « hahamaitso » kokoa

  19 Marsa 2008

A Radical in Bermuda no mizara torohevitra vitsy mikasika ireo hetsika andavan'andro azo atao mba “hahamaitso” kokoa, izany hoe hanajana kokoa ny tontolo iainana : reuse water bottles instead of buying bottled water […] do not commute alone by car […] have no more than 1 child, or adopt additional...