GlobalVoices anaty

Bermuda

Tahiry Firenena · 6 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Bermuda

23/09/2010

Bermudes: Miady amin'ny rivo-doza Igor

Tohin'ny lahatsoratra

Ny zavatra marina raha jerena ny anarany, ny rivo-doza Igor , hatramin'izao, no lehibe sady natanjaka indrindra tamin'ity vanim-potoan'ny rivo-doza 2010 ity tany Atlantika, rivo-doza izay namely ny nosy kely...

16/01/2010

Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009

Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika.  Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...

28/12/2008

Noelin-dry zareo any Karaiba

Noely ny andro – Ary tsy misy n'aiza n'aiza mankalaza ny Noely ohatran'ny any Karaiba! Inty misy topi-maso kely ny amin'ny ataon'ny mpitoraka blaogy avy any Karaiba mba ho tafiditra...

08/06/2008

Bermudes: Nitsimbadika ny fandraràna

Sorena ny mpitoraka bilaogy avy any Bermudes noho ny Mpitondra tenim-panjakana nanilika ny fandraràny tamin’ny fanontanian’ny zokiolona Parlemantera iray izay niantefa tamin’ireo Minisitra. Vexed Bermoothes : “Ny fanaovany izany dia...

19/03/2008

Bermuda : Hetsika andavan'andro mba « hahamaitso » kokoa

A Radical in Bermuda no mizara torohevitra vitsy mikasika ireo hetsika andavan'andro azo atao mba “hahamaitso” kokoa, izany hoe hanajana kokoa ny tontolo iainana : reuse water bottles instead of...

29/01/2008

Bermuda : Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy “nahantona”

Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy any Bermuda i Allan Palmer, nambarany fa “nahantona” amin'ny maha-Polisy azy izy noho ny lahatsoratra izay napariany teo amin'ny blaoginy : That article was posted...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny