“Nampitoka-monina ny tanàna kely sy lehibe maro sy nahatonga fialana tamin'ny toerana iva, nanimba ny voka-pambolena sy fikatonan'ny sekoly maro any amin'ny faritra afovoany sy andrefan'i Belizy ny fitondrahan'ny rano (raiso amin'ny teny hoe tondra-drano) tany amin'ity firenena ity…”: hoy Belizean namelabelatra tamin'ny antsipiriany.
Tantara farany mikasika an'i Belize
21/10/2008
23/01/2008
Belize : Misaona an'itompokolahy Palacio
Belizean dia mitatitra fohy ny mombamomba ilay noheverina ho sangany amin'ireo mpihira any an-toerana, raha mbola misaona ny fahalasanan'ny mpanakanto Andy Palacio ny any Belize : Andy Palacio was not...






























RSS ho an i Belize
Karohy Wikipedia ny Belize




Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa