· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Oktobra, 2008

Barbada, Trinite sy Tôbagô: Dokambarotra ratsy

  23 Oktobra 2008

Satria moa nipongatra indray ny fanafihana mpizahatany tao Tobago, Bajan Global Report no miteny: “fa na  toy ny tsy misy dikany io na mampatahotra, dia tsy tokony ho ekentsika velively ny lazan'ny fanafihana mpizahantany. Amin'ny mahavahiny azy ireo eto amin'ny faritra misy antsika, ny adidintsika dia ny miaro ny diany...