· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Janoary, 2008

Barbady: Fanalan’andro politika

  09 Janoary 2008

“Mba misy fikendrikendrena olona politika ve any amin’ny orisanam-panalan’andro any?” Hoy Boyce Voice mpanabolongana avy any Barbady: “Tsy ianao mihitsy no tokony hatahotra mpanao politika fa izy no tokony hatahotra anao. Ry zareo no mila ny vatonao…”