Tantara mikasika ny Bahamas tamin'ny Septambra, 2014
Mampitodika Any Amin'ny Fitombon'ny Tsy Fandriampahalemana Any Bahamas Ny Namonoana Ny Sekretera Mpampita Vaovaon'ny Praiminisitra
Miha mahazo vahana ny asa ratsy mahery vaika eto amin'ny firenena. Tsy namoaka tarehimarika ofisialy momba ny tsy fandriampahalemana ny governemanta, izay tsy afa-bela amin'ny olana, nanomboka teo antenantenan'ny taona lasa.