· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Bahamas tamin'ny Oktobra, 2007

Bahamas: Ny setrin'ny heloka bevava?

  26 Oktobra 2007

Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be sy ny maro izany kosa i Rick Lowe ao amin'ny weblogBahamas.com. Sombiny kely holazaiko voasoratra ao ny hoe misy andraikitry...