“Araka ny nolazain'ny vaovao tamin'ny radio dia ‘vokatry ny fifamaliana an-tokantrano’ no nahatonga ny fahafatesan'ilay namako Bloneva Bethel. Nahoana moa io no ‘tsy fahafatesana tsy tokony ho nitranga vokatry ny tsy fahatongavan'ny polisy ara-potoana namaliana ny antso vonjeo tonga tany aminy?'” Weblog Bahamas no misarika ny saina amin'ity raharahan'herisetra mpitranga any an-tokantrano ity.
Tantara farany mikasika an'i Bahamas
24/02/2013
Karaiba: Ho An'Ireo Mpitoraka Bilaogy Ny Andron'ny Mpifankatia
Mihevitra ve ianao fa mahafantatra ny atao hoe fitiavana? Nampiasa ny Andron'ny Mpifankatia ho fomba hahafantarana izany ny mpitoraka bilaogy vitsivitsy avy any amin'ny faritra...
07/02/2013
Karaiba: Inona No Nitranga Tamin'ny 2012 (Tapany 1)
Tamin'ity taona ity, nifarana tamin'ny fitokonana tsy hihinan-kanina izay nahavaka ny saina, ireo tranga tao amin'ny tontolon'ny bilaogy teo an-toerana. Saika mijery ireo lohahevitra izay tena nandranitra resadresaka tamin'ny aterineto teo amin'ny tontolon'ny bilaogy Bahamiana, Kiobana ary Karaiba miteny Frantsay, ny tapany 1 tamin'ity fintina 2012 ity.
25/07/2012
Bahamas: Fanamarihana Tamin'ny Fitifirana tao Colorado
Tsy dia nisy fanehoan-kevitra mivaingana loatra teny anivon'ny tontolon'ny bilaogy Caribbean mikasika ilay fifitirana tao aminà trano iray fandefasana sarimihetsika tao Colorado - izay lazaina ho ny tena nahafaty olona betsaka indrindra teo amin'ny tantaran'i Etazonia ankehitriny - notehirizin'ny bilaogera Bahamiana roa, izay ho azy ireo dia vaovao mahakasika akaiky ny taniny
11/06/2012
Bahamas: Famakafakàna Bilaogera Momba Ny Valim-pifidianana
Ny valim-pifidi-anana ankapobeny ny alatsinainy teo tany Bahamas no nanome governemanta vaovao ho an'ny firenena : ny Antoko Mirona Liberaly (Progressive Liberale Party na PLP), izay nipetraka tamin'ny toeran’ny mpanohitra tao amin’ny...
03/08/2010
09/08/2008
23/07/2008

Bahamas: kolontsaina fimailo
“Mihanaka aoka izany ny aretina azo avy amin'ny firaisana tsy voaro sy ny tsimok'aretina VIH/SIDA any Bahamas , noho ny fitomboana fatratra ny isan'ireo tanora tratran'izany”: Adrian Gibson ao amin'ny WeblogBahamas moa dia manolo-kevitra hisian'ny fimailo any an-tsekoly.
08/06/2008
Bahamas: Fandinihana momba ny hazo
“Manao ahoana ny momba antsika sy ny hazo? Toa mivoitra fa ny zava-mahasoa (fahatsaràna) — dia ny rivotra madio sy fahatoniana ary alokaloka — dia tsy laharam-pahamehana intsony mihitsy ho...
16/04/2008

Bahama: fanompana
Ilay vehivavy Bahamiana “nosamborin'ny polisy manao fanamiana nanakana azy hiakanjo tao an-tranony sady notazonina tao amin'ny biraon'ny polisy tao Nassau nandritra ny ora maro vao navela hitafy izy” no nomelohina ho nanao fiteny vetaveta, fihetsika tsy milamina ary namalivaly tamin'ny fisamborana azy: Antsoin'i Womanish ho “fanimbazimbana ny zo mahaolona” izany.
14/01/2008
Bahamas : Mpitandro ny filaminana matin'ny tifi-basy
Satria maty novonoin'olona teo am-perinasa ity Mpitandro ny filaminana iray dia vaky vava i Adrian Gibson nanambara tao amin'ny WeblogBahamas.com fa : “The fear of crime has left many citizens...






























RSS ho an i Bahamas
Karohy Wikipedia ny Bahamas




Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa