· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Antigoa sy Barboda tamin'ny Marsa, 2008

Kuwait : Mangala-tahaka ny tandrefana amin'ny zavatra rehetra

  25 Marsa 2008

Manentana ny mpamaky i Frankom [Ar], mpitoraka blaogy iray avy ao Kuwait, hampitsahatra ny fakana tahaka ny Tandrefana amin'ny zavatra rehetra – manomboka amin'ny tantara sy sarimihetsika alefa amin'ny fahitalavitra ka hatramin'ny firesaka amin'ny namana. أحببت أن أحصي عدد الاشياء التي نقوم بها نحن .. هل أقول الكويتيون أم الخليجيون...