Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Aogositra, 2014
Tsy Maintsy Kristiana Ve Ianao Vao Ho Jamaikana?
Nampirongatra adihevitra ny fanambaràna nataonà Jamaikana iray mpanao politika, tamin'ny fanehoan-keviny hoe "niala lavitra loatra an'Andriamanitra ny firenena, ka lasa nitsahatra tsy nahafinaritra an'Andriamanitra intsony."
‘Iza No Hiaro Ny Mpiaro’ Fanontanian'ny Maro io Raha Mbola Mikaroka Mpamono Olona Ny Miaramila Tao Trinidad & Tobago
Nampangaina ho tsy nanaja lalàna ny tafik'i Trinidad sy Tobago tamin'ny fitadiavana ilay namono miaramila. Tsy voalohany ny manampahefana ao no mitandro ny filaminana amin'ny fomba rehetra.
Naniry Ny Hijery Ny Karnivalin'i Sainte Lucie Tamin'ny Fahitalavitra, Tamin'ity Taona ity ? Tsy Nanam-bitana Ianao !
"Tena mihemotra ! Mba nieritreritra ireo teratanin’i Sainte Lucie any am-pielezana, ireo avy amin’ny firenen-kafa, sy ireo vahiny ve ny mpikarakara, izy ireo izay mety ho liana amin’ ny fandraisana anjara amin’ny Karnivalin’i Sainte Lucie...?"
52 Taona Aty Aoriana, Ahoana Ny Fijerin'ny Jamaikana ny Fetin'ny Fahaleovantenany?
Mbola mitoetra ho zana-tohatra voalohany mila andalovana ny fanabeazana ny vahoaka izay ara-tantara dia tsy nanan-jo hiteny mihitsy hatramin'izay, indrindra ao anatin'izao toe-draharaha efa manakenda sahady amin'izao fotoana izao.
Vehivavy Jamaikana Niaka-peo Tao Amin'ny Aterineto Hanoherana Ny Fanohintohinana Eny An-dalambe Mihatra Amin'izy Ireo
Mba tsy ho voafandrika ao anatin'ny fieritreretana fa valisoa ny fitodihana ara-nofo tsy niriana, dia mila miady amin'izany ny vehivavy. Tsy afaka ny hiaritra fotsiny isika.
Guyana : Mitsingilahila Ny Minisitry Ny Raharaham-Bahiny Voatsikeran'ny Masoivoho Amerikana Tsy Nahavita Fifidianana Ben'ny Tanàna sy Mpanolotsaina
Tsy nahavita ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolotsina ny fitantanan'ny Antokon'ny Vahoaka Liam-pandrosoana (PPP), antoko eo amin'ny fitondràna efa nandritra ny 20 taona.
Ny Elanelan-Karama Eo Amin'ny Lahy sy ny Vavy, Jery Avy Amin'ny Media Sosialy
Fotoana nanararaotana nankalazana fotoana manan-tantara roa mifandraika amin'ny fanafoanana ny fanandevozana ny 10 mey. "Mizotra mankany amin'ny fahantrana ny fiarahamonina tsy manome lanja ny atsasaky ny mponiny."