Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Septambra, 2008
Jamaïka, Guyana : Makotroka ny fodian'i Bolt any an-tanindrazana
The rain didn't stop Usain Bolt's return ‘back a yawd’. People lined the road from Norman Manley Airport all the way to the Jamaica Pegasus Hotel in New Kingston “Tsy nahasakana ny fodian'i Bolt aty amin'ny tanàna ny filatsahan'ny orana. Vory lanona ny olona eran'ireo arabe izay manasaraka ny seranam-piaramanidina Norman...
Tirinite sy tobagô, Jamaika: Fety olaimpika
“Volam-pihobiana ity olana Septambra ity ho an'i Tirinite sy Tobagô ary Jamaika noho ny figadonan'ireo Atileta nandray anjara tamin'ny lalao olaimpika tany Beijing farany teo tany an-toerana”: Caribbean Beat Blog te-hanomboka ny fety izany!
Haiti: Ilalana
jmc strategies no niteny fa “Tafapetraka amin'ny fomba ofisialy ho Piraiminisitra Haisiana hajaina izao i Michèle Pierre-Louis…Hanokatra Toko amin'ny fanamby lehibe indrindra hatrehin'i Haiti amin'ity taompolo ity :Ny fanorenana indray taorian'ny fandravana nisesy nataon'ireo rivodoza Fay, Gustav, Hanna ary Ike.”
Kiobà, Barbada, Etazonia: Ny kabarin'i Palin
Raha ‘somary nampiaiky azy kely ihany ny kabarin'i Palin (kandidà repobilikana miray lisitra amin'i McCain) halina’ ny mpamaham-bolongana Kiobana ampielezana Babalu, Ilay mpamaham-bolongana Barbadiana ampielezana Jdid kosa niteny hoe: “Niezaka ny hitsikera an'i Obama amin-javatra tsy dia misy dikany efa nitsikerana azy taloha izy, tsy namaky lay tamin-javatra hafa izy...