GlobalVoices anaty

Karaiba

Tahiry Faritra · 204 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Karaiba

12/05/2013

Notsarovana Ilay Mpandalim-baovao Mikasika Ny Tantaran'i Sainte Lucie

Tohin'ny lahatsoratra

Mpahay tantara sady mpitahiry ny nentin-drazana i Robert Devaux ilay niato tamin'izay nisasarany tamin'ity herinandro ity, nodimandry ny marainan'ny 16 aprily 2013, taorian'ny ady tamin'ny homamiadana. Ireo mpisera anaty aterineto ao Ste Lucie dia nanome voninahitra lehilahy iray izay heverina ho maherifo mpiaro ny tontolo iainana sy mpanao vina lavitra ho an'ny fireneny.

30/04/2013

Mampanahy ny Hoavin'ny Trano Famakiam-Pokonolona Ao Porto Rikô

Tohin'ny lahatsoratra

Miavaka ny Trano Famakiam-bokim-pokonolona San Juan, ao Porto Riko. Tsy mba manana kolontsaina momba ny trano famakiam-boky ho an'ny daholobe sy ny vondrom-piarahamonina ity nosy ity, satria natokana ho an'ireo mpikambana amin'ny...

21/04/2013

Sary Lahatsoratra
Fahatezerana Tamin'ny Nanendrena ny Monsanto Ho ao amin'ny Tempolin'ny Laza

Tohin'ny lahatsoratra

Raha vao nanambara ny fikambanana tsy mitady tombom-barotra Acción y Reforma Agrícola (ARA) (Katroka sy Fihavaozana Ara-Pambolena) [es] fa nanendry ny orinasa ara-pambolena Monsanto ao amin'ny Tempolin'ny Laza Ara-Pambolenan'i Puerto Rico [es] dia maro ireo fikambanana any amin'ny vondro-paritra no naneho ny fanoherany marindrano izany.

19/04/2013

Sary Lahatsoratra
Tanora Haisiana-Dominikana Mitaky Hanan-Jò Ara-Dalàna

Tohin'ny lahatsoratra

Tanora Dominikana lahy sy vavy manana fiaviana Haisiana manodidina ny 50 eo ho eo no nanomana tao amin'ny Movimiento Reconoci.do [es], diabe niainga avy tao amin'ny Katedralin'i San Pedro de Macorís Cathedral...

Sary Lahatsoratra
Taokanton'ny Tanàn-dehibe Manasongadina Ny Tanànan'i Puerto Rico

Tohin'ny lahatsoratra

Taorian'ny fahaefatra amin'ny fetiben'nytakanto an-tanan-dehibe "Santurce es Ley" tao Santurce, Nitety ny Calle Cerra i Ángel Carrión, lalambe iray nivadika ho La Mecque ho an'ny sary an-drindrina ao Puerto Rico.

18/04/2013

Sary Lahatsoratra
Fampisehoana an'Habakabaka Tao Amin'ny Repoblika Dominikana Niafara Tamin'ny Voina

Tohin'ny lahatsoratra

Nandritra ny andro faharoa sady farany tamin'ny Fampisehoana an'Habakabaka Karaibana, minitra vitsy monja nanombohany, dia nisy voromby Pillán T-35, manana ny laharana FAD 1807, vita avy any Chile ary an'ny Tafika...

30/03/2013

Sary Lahatsoratra
Nandresy Tamin'ny Lalao Fifaninanana Baseball Manerantany Ny Repoblika Dominikana

Tohin'ny lahatsoratra

Faly sy ravoravo ny fon'ireo Dominikana noho ny ezaka vitany tsy mampino nandritra ny fifaninanana Baseball Klasika Manerantany III. Tamin'ny Talata 19 Martsa 2013, nandrombaka ny fandresena farany tamin'ny Lalao Baseball...

23/03/2013

Karaiba: “One Billion Rising” na “Iray Lavitrisa Mijoro”

Tohin'ny lahatsoratra

Ny fanentanana "One Billion Rising" , noforonina ho setrin'ny antonan'isa izay milaza fa iray amin'ny vehivavy telo no niharan'ny herisetra na fanolanana nandritra ny androm-piainany, antso natao ho an'ire vehivavy rehetra manerantany handihy miaraka, hanoherana ny herisetra atao amin'ny tsy mitovy amin'ny tena, tamin'ny 14 Febroary. Vondrona samihafa nanerana an'i Karaiba no nandray anjara...

15/03/2013

Guyana, Cuba: Habemus Papam, Saingy “Fa Iza Moa Izy”?

Tohin'ny lahatsoratra

Feno ny andro feno iny hatramin'ny nivoahan'ny setroka fotsy tamin'ny Lasapely Sixtine manamarika ny nandrasan'ny Katolika manerana ny tany: Habemus Papam [mg]. Araka ny hita miharihary, ny Fihidiana an-trano nataon'ny Kardinaly no nifidianana ny papa Amerikana Latina sady zezoita voalohany indrindra hatramin'izay...saingy nisy bilaogera iray nanontany hoe , "Fa iza moa izy"?

25/02/2013

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Niteraka Resabe Ny Fitetezam-pirenena Nataon'ilay Bilaogera Kiobàna Yoani Sánchez

Tohin'ny lahatsoratra

Hatramin'ny taona 2004, sambany nandao an'i Kiobà ilay Bilaogera Kiobàna efa nahazo fankasitrahana Yani Sánchez tamin'ny Alahady lasa teo. Handeha hitsidika sy handray anjara amin'ny dinidinika (forum) any amin'ny oniversite,...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny