Mpikambana ao amin'ny fiarahamonina LJ Politika v Rossii (RUS) no nitsapa ny hevitry ny mpamaky raha tokony araraotin'i Russia ny fanomezan-tanan'ny filoha Venezoelana Hugo Chavez ny hanorenana toby miaramila (Rosiana) any Venezoelà. Tena lasa lavitra tokoa, fa nanaiky ny hevitra ny 70%n'ny nanambara ny heviny rehefa nojerena ny valiny.
#
Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny Kioba sy Venezoela vokatry ny fifanarahana hiaraka hanao tetiksa miisa 76 mitentina $1.300.000.000 nosoniavina omaly.”
#
Mpandika Tomavana
· 8:42 pm
· Cuba · Venezuela
Ny mpiblaogy Child of the Revolution [Zanaky ny Revôlisiona] dia :
« with great interest for the Castro regime's response »
« tsindrian-daona eo am-piandrasana izay havalin'ny fitondran'i Fidel Castro »
ny “Tsia” izay nosafidian'ny mponina tany Venezoelà asetry ny soso-kevitry ny filoham-pirenena Hugo Chavez hanova ny lalàm-panorenana.
1 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 8:30 am
· Haiti · Venezuela
Ny blaogy Collectif-haiti-de-provence dia manoratra momba ny Tsena Vaovao izay haorina any Port-au-Prince, izay vokatry ny fiaraha-miasan'i Haity sy Venezoelà :
« Le Centre-Ville, précisément la Croix-des-Bossales où se sont installés plusieurs milliers de marchands, sera doté dans six mois d'un marché public moderne. [...]
Financés par le gouvernement haitien et le ...
0 hevitra · Tohiny »
Madagasikara: Masoivoho Frantsay voaroaka noho ny vitandratsy...
-
Misaotra ra Jentilisa fa tena kinga tokoa ianao izany mandika ten...
Tohiny »