2008-02-01
Trinite sy Tôbagô : Lozan'ny rano
OpenDepth no manontany tena hoe nahoana raha tena manana traikefa amin'ny fitrandrahana ny solika ambanin'ny tany tokoa i Trinite sy Tôbagô, no dia matetika karakaina ny tolotra rano [delestazy] ? :
I spent a good portion of the evening running the pump so that it can fill the water tanks [...] I ...
2008-01-25
Trinite sy Tôbagô : “Taranaka” nangalarina ?
Jumbie's Watch no mitatitra momba herisetra nitranga tany am-pianarana tany Trinite sy Tôbagô :
Today I saw an article about a boy, a schoolboy in school, beating a fellow student and her pregnant mother ! [...] How and when did society ‘tief' our children, and their innocence? And how did we ...
2007-12-28
Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto
“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater izay nametraka an'i Bhutto ho “sheroe”-ny na "tsangan'ny herimpom-behivavy" (mariho ny s alohan'ny heroe) fitarafany, fa i Coffeewallah, mpamaham-bolongana avy ao Trinite, ...
2007-11-23
2007-10-16
Trinite sy Tôbagô : Ny vesatry ny HIV/SIDA andavan'andro
Ny blaogy Now is Wow [Anglisy] dia mitatitra ny diany tany amin'ny faritra Atsimon'ny nosy Trinite sy ny fihaonany tamin'ny ramatoa voan'ny otrikaretina HIV/SIDA izay miresaka mazava sy am-pahatsorana izay mombamomba ny fiainany andavan'andro.
Janine Mendes-Franco
Trinite sy Tôbagô, Dôminika : « Blog Action Day »
Ireo blaogy Haveworld sy Living Dominica [Anglisy] dia manatitra ny anjara birikiny amin'ny Blog Action Day amin'ny fanolorana soso-kevitra izay heveriny fa mety hanampy amin'ny fitadroana sy ny fikolokoloana ny tontolo iainana.
Janine Mendes-Franco
2007-10-14
2007-09-25
Trinitée sy Tobago : Nihaona tamin'ny aterineto ireo mpanohitra ny fanempoana viraty
Atillah Springer dia mpanao gazety, mpitolona ary mpibilaogin'ny Trinité sy Tobago.Mpikambana ao amin'ny fihetsiketseham-panoherana iray ho fiarovana ny tontolo iainana ihany koa izy izay naharoaka tamin'ity taona ity ny ngezalahy amin'ny fitrandrahana viraty Alcoa hiala an'i Trinité.Mihevitra ny hamoha fanempoana viraty iray ao amin'ny faritra ambanivohitry Trinitad ny tarika amin'ny alalan'ny zavatra tena ...




