The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

St. Vincent & the Grenadines Sokajy ara-tany

RSS ho an ny St. Vincent & the Grenadines

2008-08-02

Karaiba: Afaho ny tenanao

Tohiny Androany no antsoina hoe Androm-panafahana any amin'ny zarantany Indiana Andrefana (tsy Karana) - andro fankalazana ny fiafaran'ny fanandevozana, rehefa nambaran'ny lalàna fa olon'afaka amin'izay ny andevo rehetra. 170 taona aty aoriana, vitsy ny mpamaham-bolongana karaibeana nanome voninahitra ny Ntaolony, izay nanao sorona ny tenany hananan'izy ireo ny fahafahany ankehitriny...

2008-07-08

St Vincent sy ireo Grenadina : Aza izay efa tra-boina indray no mbola omen-tsiny

Abeni no mitatitra ao amin'ny And Still I Rise [Raha mbola mijoro foana aho] mikasiky ny firongatry ny fanolanana sy izay adihevitra aterak'izany any amin'ny vondro-nosy St Vincent sy ireo Grenadina : Judging from the reports in the newspapers and the talk shows it appears as if incidents of rape are ...

2008-04-10

St. Vincent sy ireo Grenadina : Fisondrotry ny vidina lafarinina

Abeni dia mitatitra izay fanahiany taorian'ny fanambarana fisondrotry ny vidina lafarinina any amin'ireo vondronosy St. Vincent sy ireo Grenadina : Tonight, SVG TV reported that the price of flour will soon be going up. I wonder if this is a plot to steer us away from flour and to more healthy living ...

2008-01-10

St Vincent les Grenadines: Mozika meloka

“ Noho ny fisian’ny famonoana olona 36 voaisa tamin’ny herintaona dia hita fa ny zavatra tadiavinay farany indrindra (izany hoe ny zavatra halanay) dia mpihira manindrahindra ny fiainan-jiolahy” Izany no lazain’i Abeni momba ny “Asan’ny mozika mandrisika ny maivan-doha” rehefa naheno ny vaovaon’ny fandraràna mpihira iray tsy hihira any St Vincent ...

2007-10-16

St. Vincent sy ireo Grenadina : Manompo vahoaka ?

Manontany tena ny mpiblaogy Abeni raha « mba hitombo fahendrena amin'izay ireo mpanao pôlitika ka hahatsiaro tena ny maha-mpanompon'ny vahoaka azy ireo ? » [Anglisy] raha mitantara ny fialantsinin'ireo Ministra taorian'ireo raharaha roa izay nahitana fanararaotam-pahefana ampahibemaso nataon'izy ireo.