The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Peru Tahiry Firenena

RSS ho an i Peru

2009-08-20

Pero: Tsy mbola tafarina ny rava 2 taona aty aorian'ny horohorontany

Feno 2 taona tamin'ny 15 aogositra teo ilay horohorontany nitranga tany atsimon'i Pero, voakasika indrindra tamin'izany ny faritry Ica, Pisco ary Nazca. Voakasik'izany ihany koa ny faritra manakaiky tendrombohitra hafa tahaka an'i Huancavelica. 2 taona izay no lasa taorian'iny horohorontany iny kanefa araka ny fantatra dia zara fa misy ...

2009-06-25

Però: Ireo tompon'andraikitra tamin'ny famonoana nandritra ny ady tao Amazonia

Niteraka resabe teo amin'ny tontolon'ny bilaogy tany Pérou ilay zava-nitranga nampihorin-koditra niseho tany Bagua ao anaty alan'i Amazonie any amin'ity firenena ity. Tsikerain'ny mpitoraka bilaogy maro ny filoha Alan Garcia sy ny governemantany satria tsy nanaja ireo fifanarahana sy fifanekena milaza fa alohan'ny hanaovana zavatra ao amin'ny tanin'ireto tompon-tany ireto ...

2009-05-06

Amerika: Valin-kafatry ny faritra manoloana ny otrik'aretina H1N1

Na dia tany Meksika aza no nisy ny foiben’ny fihanahan’ny otrik’aretina H1N1 , mitady làlana hisorohana sy hanoherana azy ireo firenena hafa manodidina. Mijery akaiky amin’izay ataon’ny governemanta any aminy ireo mpitoraka blaogy ny amin’ny fomba hanalan’izy ireo ny tahotra, sa kosa vao mainka manampy trotraka. Ireo mpitoraka blaogy hafa ...

2009-05-05

Pérou : Raki-pahatsiarovana an’i Amazôna

Noho ny antony maro samihafa dia mitahiry fahatsiarovana ny olona rehetra ka ohatra amin’izany ireo sary, ireo ampahan-tsary mihetsika izay matetika no natao ho an’ny tena manokana. Matetika, mipirina any amin’ny fitoeran’entana any ireo zavatra ireo, tsindraindray monja vao ifampizaràna amin’ny olona hafa. Kanefa dia mety ho taratasy fototra ...

2009-03-10

Sary mihetsika : ankalazaina ny vehivavy amin'ny andro iraisam-pirenena natokana ho azy ireoVideo post

Efa nankalazaina nanomboka tamin'ny fiandohan'ny taona 1900 ny Andro Iraisam-Pirenena ho an'ny Vehivavy: raha hiverenana kely ny tantara dia fampahatsiahivana ny fitondrana tsy nety natao tamin'ny vehivavy sy ny tolona mafy tsy an-kijanona natao hahazoana fitovian-jo. Na izany aza, tao anatin'ny taona vitsivitsy izay dia maro amin'ireo tsy fitovian-jo ireo ...

2008-08-14

Niteraka resa-be ilay horonan-tsary nahitana Kolombiana nanafika fianankaviana iray tany ShilyVideo post

Voamarina fa mpifindra-monina Kolombiana 10 nanafika fianankaviana avy ao Però avy namonjy fety tao Iquique (any Shily) tamin'ny 3 Aogositra 2008 lasa teo no hita tamin'ny horonan-tsary iray nalaina tamin'ny finday. Araka io horonan-tsary io ihany dia vato sy kibay no nampiasain'izy ireo nidarohana ilay fianankaviana, ary tsy nahatsiaro tena ...

2008-07-04

Niara-niravoravo nohon'ny fahafahan-dRtoa Ingrid Betancourt ny faritry Amerika iray manontolo

Niara-niravoravo tamin'ny vahoaka Kôlômbiana ny faritry Amerika Atsimo [Latina] iray manontolo raha vao nahare ny vaovao fa Rtoa Ingrid Betancourt sy olona 14 hafa izay nalaina sy notazonina an-keriny no avotra. Rtoa Betancourt, teratany Amerikana 3 sy miaramila Kôlômbiana 11 no indray afaka taorian'ny andram-panavotana nampitondraina ny anarana teti-panorona hoe “Jaque.” Mpiblaogy avy amin'ny firenen-drehetra ...

2008-01-15

Però : Taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy

Vao tsy ela no nanapak'hevitra ny Firenena Mikambana fa ny taona 2008 dia ho taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy. Alejandro monina any Però dia manolotra fanampim-panazavana ara-tantara ao amin'ny Peru Food momba ity foto-tsakafo avy any amin'ny faritry Andy ity [Andes] : But, did you know potatoes have been domesticated for the past 8000 ...